I wish you a MERRY CHRISTMAS and HAPPY NEW YEARS.
But before that ;you should to think about this poezy. Iam sorry if I write it in malagasy ‘cuz I want it to be clear for you and especially the messages in.
Amin’izao Noely izao,
Marobe Ireo ‘zay MIFALY.
Nefa tsy vitsy koa ,
‘reo ‘zay MIJALY.
Mosarena sady ORY;
Tsy mitafy lamba akory.
Indrisy!RANOMASO no mba Noeliny!
Fahoriana ve ?
Sa Fifaliana lehibe ?
Ho ahy sy ho anao;
No entin’ny Noely.